|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 varingariña
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fikodiadiavana, kodiadia. [Tanala] [1.78]
Tovy hevitra  4fivaringariñana
Kamban-teny rehetra  5varingarina tsy mivadi-pihodinana

Teny iditra (2/2)6 varingarina
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Iraizotongotra izay manana fototra faribolana. [1.1]
9endrika jeômetirika manana fototra faribolana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10cylindre. [1.13]
Voambolana  11 Matematika: rafitsary
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  13 varingariña, varingarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05