Teny iditra | variaminanana (vary, amy, anana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Vary misy teti-kena sy karazan' anana samihafa (anatsonga, anamamy, voatabiha, tongolo...) handroina miaraka. Intelo miantoana no fahandro ny variaminanana: ny teti-kena aloha, dia ny anana, ary izay vao ny fotsimbary rehefa mangotraka ireo [1.1] | |
Fivaditsoratra | variaminanana, vary amin' anana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |