|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  vara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antambahoaka] hasina, voninahitra [1.78]
Kamban-teny rehetra  4 miala-bara-tena

Teny iditra (2/4)5  vara
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 [Antambahoaka] fananana [1.78]
8 [Tanosy] raharaha, asa; vidiny; harena, fanananana [1.78]

Teny iditra (3/4)9  vara
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 [Antambahoaka] varahina [1.78]
Voambolana  12  Simia

Teny iditra (4/4)13  vara
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15 [Betsimisaraka] Petit arbre à bois blanc, tendre et léger. Fruits comestibles. Probablement comme varana. [1.196]
Voambolana  16  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  17 rava, vara

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04