|
|
|
|

Teny iditra1 vantozy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[fr, ventouse] Tamaboha antonontonony apetaka amin' ny hoditra mba hampisy fahamaimaizana, amin' ny fanafoanana ny rivotra ao anatiny, ka hitsaboana ny aretina amin' io faritra io. [1.1]
Voambolana  4 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12