|
|
|
|

Teny iditra1 vantotrakoho
Singan-teny  2vantotra, 3akoho
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny anglisy  5a large chicken. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [vantrotr' akoho] 6poulet. [1.3]
Ohatra  7 Hoy ny vantotr' akoho: Kely sisa tsy voafaokany izahay [2.69#242]
8 Tsy tapaka ny mandefa atody sy vantotrakoho ary vorona hamidy izy, isan-tsena. [2.332#]
Voambolana  9 Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02