|
|
|
|

Teny iditra1 vankonina
Fototeny  2vankona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Halamaina tsara atao malambolambo amin' ny vankona.
5Voamboatra tsara aoka izany: Ohatra ny novankonina erý ny fiteniny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be planed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on rabote: Hoatra ny vankonina ny teniny (Il parle clair et net). [1.3]
8qu'on rabote. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02