|
|
|
|

Teny iditra1 vangiana
Fototeny  2vangy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tsidihina, aleha any aminy ho fanehoana firaisampihavanana aminy na ho famalifaliana azy raha marary: Rahampitso i Dadatoa no hovangianay eny amin' ny hopitaly.
5Tsapaina alahelo, alana alahelo, haladina: Toa tsy novangianareo akory Rasoa tamin' ny izy maty anaka?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be visited. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on visite. [1.3]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 vaingana, 14 vangiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02