|
|
|
|

Teny iditra1 valy boraingona
Singan-teny  2valy, 3boraingona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5valin-teny jadona tsy mifanaraka akory amin' izay tokony ho izy; valin-teny toa manao didiko fe lehibe fotsiny izao. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11