|
|
|
|

Teny iditra1 valviola
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[frantsay valvule] Takela-kakaninkanina toa matezaroritina ao amin' ny rindrina anatin' ny fo na ny fantson' ny lalandra, tsy mifefy ka mandray ny ra tonga ao aminy, nefa kosa manakana ny ra tsy hiverin-dalana. [1.1]
4takelaka afaka mizozotra ao amin'ny rindrin'ny fo na lalandra anatiny ka misakana ny ra tsy hiverina. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5valvule. [1.13]
Voambolana  6 Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12