|
|
|
|

Teny iditra1 valozoro
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Trano ngeza sahalahala bika amin' ny tarehin-tsoratra H: Nony niverina avy tany Antalaha Randria, dia io manorina trano valozoro io. [1.1]
Ohabolana  4 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02