|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 valitafo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Hazo na lalotra atao aty ambadika ambanin' ny tafo avy hatrany mba hahazoana mipetraka any ambony rihana ambony.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 4 valitafo, 5 vatofaly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|