|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 valisoa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fankasitrahana noho ny zavatra iray vita, izay sarotra na manahirana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4récompense. [1.13]
Ohatra  5 Aoka dia holazaiko ny valisoa homeko. [2.643]
6 Mandray valisoa arakaraka ny zavatra ataony ny mpiasa. [2.445]
7 Fanomezam-boninahitra ihany no natao valisoa ho an' ny miaramila. [2.113]

Teny iditra (2/3)8 valisoa
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny frantsay  10(de valy : réponse, réplique ; et soa : ce qui est bien ou beau).
11Scaevola plumieri (L.) Vahl (Goodeniaceae).
12Arbuste du littoral.
13Voir Guillaumet, Flore de Madagascar, Goodeniaceae (1978) p.
1430.. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  15 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)16 Valisoa
Sokajin-teny  17 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  18On donne ce nom à des jeunes filles. [1.196]

Fivaditsoratra  19 asa voly, 20 soavaly, 21 Valisoa, valisoa, 22 voasaly, 23 voasila

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02