|
|
|
|

Teny iditra1 valin-tanàna
Singan-teny  2valy, 3tana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fomba fifanampiana fahiny tamin' ny aga teo amin' ny fokonolona: nfàsâ ho an' ny olona iray ny olona rehetra ary dia nifandimbiasana niasana toy izany tsirairay avy ny olona tao an-tanàna ka ilay niasana androany dia namaly niasa ho an' ny hala kosa ny ampitso. [1.1]
6endrika fifanampiana aseho amin'ny alalan'ny asa ao anaty fiaraha-monina iray. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7entraide. [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12