|
|
|
|

Teny iditra1  valilahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antambahoaka+Sihanaka+Tanala] zaodahy, zaobavim-behivavy: Aretim-balilahy tsy ba maharary [1.78]
4 [Antesaka+Bara] zaodahy [1.78]
5 Zaodahy [1.1]
Voambolana  6  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04