|
|
|
|

Teny iditra1 valiana
Fototeny  2valy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Omena valiny (taratasy na fanontaniana): Valio anie ity taratasy ity raha vao voarainao e!.
5Setrena: Tsy tokony ho novalianao ratsy ny soa nataoko anao.
6Omena valin-teny tsy amim-panajana, toherina: Tezitra tokoa aho ka novaliako mafy izy. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 avilana, 14 ivalana, 15 lavania, 16 laviana, 17 valiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02