|
|
|
|

Teny iditra1 valavalana
Fototeny  2valavala
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Kipilizana valavala: Valavalao ireny vorona miara-dia ireny.
5Vangovangoina: Vao novalavalana fotsiny io sary io. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 valavalana, 11 vava lalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12