|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 valavalaina |
| Fototeny | 2valavala |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Lazaina mba hanaovana kivazivazy vosobosotra: Aza fady raha nahasosotra anao ilay teny teo iny fa teny novalavalaiko fotsiny anie iny.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 lavalavaina, 10 valavalaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|