|
|
|
|

Teny iditra1 valam-paria
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3Tany mamefy ny tanimbary tsy hikambana amin' ny hafa.
4(valamparia) Tovon-tany mamaritra ny sisin-tanimbary, atao koa hoe tahalaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the small elevated divisions of the rice-grounds.. [1.2]
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02