|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 valamena
Singan-teny  2vala, 3mena
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fefy na rova manodidina ny faritra misy ny mpitsara.
6Ny Fitsarana. [1.1]
Ohatra  7 Dia niakatra tao an-tanàna Ibonia ka niditra ny valamena. [2.69]
8 Rehefa tonga ny fotoana hampandroana an' Andriamisara Efa-dahy, dia mivoaka ny Ranitra Ampanjaka, Mpanolo-tsaina ny Mpanjaka sady Mpisorona, mitondra antsy, mamono ireo omby efa voafatotra hovonoina ao amin' ny kianja manodidina ny Zombabe, ny valamena. [2.508]

Teny iditra (2/2)9 valamena
Singan-teny  10vala, 11mena
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny frantsay  13(En Imerina, on appelait valamena une sorte de barrière qui séparait les juges du public ; mena faisait allusion à la noblesse du juge, représentant de la reine, non à la couleur ; c'est peut être l'origine de ce nom ?).
14Linum betsiliense Baker (Linaceae).
15Le lin du Betsileo, plante à jolies fleurs jaunes, peut donner une fibre textile ; textile noble, le rouge étant symbole de noblesse.. [Bara, Tanosy] [1.196]
16(de vala et mena : rouge ; de la couleur du bois).
17Dombeya lecomtei subsp.
18trichostyla
Arènes (Malvaceae).
19Réf.
20Service Forestier 5292.. [Tandroy] [1.196]
Voambolana  21 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  22 mañavela, 23 valamena

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11