|
|
|
|

Teny iditra1 valalamena
Singan-teny  2valala, 3mena
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ireo valala vahiny na valala vao. [1.1]
Voambolana  6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  7 valala

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12