|
|
|
|

Teny iditra1 valaketraka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3toetran' ny olona mipetraka mivalandotra, tsy manana ahiahy.
4rera-tsaina eo am-pieritreretana, tsy mahahetsika, mivarahontsana: Valaketraka foana teo izahay raha nandre ny namonoan' ny sasany ny filoham-pirenena. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Tovy hevitra  8valahetraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19