|
|
|
|

Teny iditra1  valake
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tanala] vizana, trotraka, sasatra, torovana: Tsy niasa tsy nanahalake, ko valak'aho (tsy nanao na inona na inona akory ka hoe vizana aho) [1.78]

Fivaditsoratra  4 kaleva, 5 lavake, valake

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04