|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 valabe
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3grand champ, grande rizière. [1.3]
4terroir villageois. [1.13]
Ohatra  5 valabe tsy maniry vary avaratr' i Namehana [2.857#]
6 raha tiana ny vary, ny valabe no asian-jezika [2.587#]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)8 vala be
Singan-teny  9vala, 10be
Sokajin-teny  11 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  12(taloha) fahazoana miliba manao fitondran-tena ratsy na amin' olona foko inona na amin' olona foko inona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13liberté d'avoir des relations coupables dans toutes les castes. [1.3]

Fivaditsoratra  14 vala be, valabe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03