|
|
|
|

Teny iditra1 vaksiny
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fanefitra nalaina avy tamin' otrik' aretina tsy manan-kery hankarary intsony, ampidirina amin' ny olona na biby iray mba tsy handairan' io aretina io aminy. [1.1]
4fanefitra amin'ny aretina. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5vaccin. [1.13]
Voambolana  6 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12