|
|
|
|

Teny iditra1 vakoana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan-dravinala fihinana izay anaovan-tsatroka ny tsirany ary anafoana trano kosa ny raviny (Pandanus utilis). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4(complication inutile de vakoa).
5Nom donné en général aux pandanus qui comptent à Madagascar 79 espèces endémiques.
6Relevé notamment pour Pandanus concretus Baker, Pandanus rollotii Martelli.
7Une Orchidée malgache magnifique, tsipelana Eulophiella roempleriana Schltr., vit en association cette dernière espèce sur la petite île de Sainte-Marie.
8Voir velomianto.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  9 Haizavamaniry: hazo palma
Tovy hevitra  10vakoa
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  11 anakova, 12 vakoana, 13 voanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12