|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vakim-baratra |
| Singan-teny | 2vakina, 3varatra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5taitra ka kepoka foana, mitanaka foana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6foudroyé.
7surpris, terrifié, confondu. [1.3] |
| Ohatra |
8 Ohatra ny novakim-baratra aho, gina tsy nahitan-teny, nivandravandra sy nihinjihinjy fotsiny teo
[2.4]
|
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|