|
|
|
|
Teny iditra
1
vakiloha
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
lamba ambainy iray sy antsasak'io atohy loha sady avitrana. [
Sakalava
]
[
1.78
]
Fivaditsoratra
4
vakiloha
,
5
vaky loha
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12