|
|
|
|

Teny iditra1 vahonolona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-bahona maniry amin' ny tany be vato sokay; misondrotra avo noho ny karazam-bahona tsotra ny faniriny ka ny raviny amin' ny tapany ambany dia miala toy ny an' ny ravinala ka raha tazanin-davitra (indrindra amin' ny alina) dia mova tsy toy ny olona izao. [1.1]
Voambolana  4 Haizavamaniry: ahitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12