|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vahoho |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fiasana fihazonana mafy ny zavatra tefena na arafitra mba tsy hihetsiketsika.
[1.1] 4fitaovana fanerena piesy. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Étau.
[1.3, 1.13] 6Griffe. [1.13] |
| Voambolana | 7 Haitao 8 Fitaovam-piasana |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|