|
|
|
|

Teny iditra1 vagao
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny anglisy  3railroad car. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  4wagon de train. [3.1]
Ohatra  5 Hafahafa avokoa ny fanonon' izy rehetra ny fiteny vazaha enti-milaza ireo karazan-kalesindalamby sy ny mikasika azy: "trà marisandizy -- trà voiazera -- balie -- miselina -- vagao - kroazimà -- laraila" [2.470#112]
Voambolana  6 Fitaterana

Fivaditsoratra  7 agavo, 8 goava, 9 vagao

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07