|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy tontan' ny ela |
| Singan-teny | 2tsy, 3tonta, 4ela |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6enti-milaza zavatra mafy tsy simban' ny andro sy ny taona, tsy mora simba, mateza dia mateza.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|