|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy tana |
| Singan-teny | 2tsy, 3tana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Ohatra |
5 Nitambaran' ny namany notazonina fa tsy tana.
[2.472]
6 tsy tana indray ny ranomaso satria tandrifin-drahona ihany, isaky ny mahatsiaro ny tenin' ny maty ombieny ombieny. [2.470] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
|