|
|
|
|

Teny iditra1 tsy miteny
Singan-teny  2tsy, 3miteny
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy misy antony (fomba fitenin' ny ankizy indrindra amin' izao andro izao, izay tsy azo lavina fa nalaina avy tamin' ilay fitenenana efa tranainy hoe: "Tsy miteny fa vola baoritra" nenti-nilaza ny maha-tsinontsinona ny vola madinika baoritra nony tonga ny vola madinika vy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11