|
|
|
|

Teny iditra1 tsy maro
Singan-teny  2tsy, 3maro
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 Nisy ihany moa, na tsy maro aza, ny Vazaha nandray anjara tamin' ny ady teto Madagasikara, indrindra fany teknisiana. [2.472]

Fivaditsoratra  6 matsiro, 7 misotra, 8 mitrosà, mitrosa, 9 mitsora, 10 stirôma, 11 tsy maro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05