|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy mandray ravin' avaratra |
| Singan-teny | 2tsy, 3mandray, 4ravina, 5avaratra |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7enti-milaza ny olona mpanankarena tsy mety hitakosina amin' ny raharaha ambanimbany.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 8tsy mandray ravin-deno |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|