|
|
|
|

Teny iditra1 tsy maintsy
Singan-teny  2tsy, 3maintsy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5teny enti-milaza fa ilaina tsy azo avala ny fanaovana zavatra iray (eo aorian' ny "tsy maintsy" dia azo atao milaza ny ankehitriny na milaza ny ho avy ny matoanteny arakaraka ny hevitra tian-kolazaina): Tsy maintsy ataoko ity asa ity izao ihany ~ Tsy maintsy hovangiakony reniko rahampitso. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6must, of necessity. [1.2#408]
Fanazavàna teny frantsay  7nécessairement; il faut, il doit, il est nécessaire. [1.3#420]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02