|
|
|
|

Teny iditra1 tsy lian-tsofina
Singan-teny  2tsy, 3liana, 4sofina
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  6qui apprend le premier la nouvelle. [1.3]
Ohatra  7 Nataoko tsiliantsofina tamin' dRaboto ny faniriako hividy volamena sy vatosoa [2.471]
Tsipelina hafa  8tsiliantsofina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11