|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy laitran' ny mamy |
| Singan-teny | 2tsy, 3laitra, 4mamy |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6enti-milaza olona tsy mety matavy na mahazo aina na dia mahery mihinana aza.
[1.1] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|