|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy ambaka noho |
| Singan-teny | 2tsy, 3ambaka, 4noho |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6tsy latsa-danja, mitovy na tafahoatra kokoa noho: Tsy ambaka noho ny teny hafa ny teny malagasy.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|