|
|
|
|

Teny iditra1 tsotsotsotso
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Feo re amin' ny vy mena mivaivay atsoboka ao anaty rano, na amin' ny zavatra ritra raha tampohan-drano ka feo mitovitovy amin' ny fanononana an' io teny io no heno. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  18 Feo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19