|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tsofina
Fototeny  2tsoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Andefasana rivotra amin' ny vava: Tsofy ny jiro ~ Tsofina ny afo.
5Esorina ny vovoka.
6Ampanenoina: Raha vao tonga ny Filoham-pirenena dia notsofina ny bingona. [1.1]
Ohatra  7 Efitra iray no andrian' izy eni-mianaka ary jiron-tsolitany na lahi-jabora no tsofina rehefa tonga ao am-pandriana ny tsirairay. [2.470]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)13 -tsofina
Sokajin-teny  14 endritenin' ny hoe sofina
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 afontsy, 16 fanitso, 17 fiantso, 18 fotsina, 19 nafotsy, 20 tsofina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08