|
|
|
|

Teny iditra1 tsobohina
Fototeny  2tsoboka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza rano asiana na andentehana zavatra ao anatiny: Notsobohin' ny ankizy vy ny rano ka nanjary moimbo vy terỳ.
5Itana robohina: Tsy azo tsobohina ity rano ity fa tena be voay mihitsy. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10tsobohana
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02