|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsoa-tokana |
| Singan-teny | 2tsoaka, 3tokana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5tsotra lava tsy misy famavany.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Taloha kelin' ny fotoam-pambolena, gaga ny olona tao an-tanàna, fa nikipaka tsoatokana daholo ny havoana manontolo.
[2.472#]
|
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|