|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsoahana |
| Fototeny | 2tsoaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ongotana: Tsoahy ity fantsika ity fa mety handratra.
5Esorina, alana: Notsoahany ny kirarony alohan' ny hidirany ao an-trano / Hivenjivenjy foana ny zanakao raha vao tsoahanao ato amin' ity sekoly ianarany ity. 6Foanana: Notsoahan' ny fanjakana sahady ilay didy naovakany tamin' iray volana lasa. 7Ombotana, alana amin-kery: Notsoahany teto amiko ny zanako. 8Ivadihana: Notsoahony indray ny teny nataony tao. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 13 anatsaho, 14 tosahana, 15 tsoahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|