|
|
|
|

Teny iditra1 tsivohibohitra
Fototeny  2vohitra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Sarin-tanàna ataon' ny ankizy milalao tsindriandriana; na fanorenana sy fandrafetana tanàna madinika misy tsena, trano, lalana...
5ataon' ny ankizilahy. [1.1]
Voambolana  6 Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12