|
|
|
|

Teny iditra1 tsivalanana
Fototeny  2tsivalana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana tsivàlana: Tsivalano hazo ny vavahadim-pahitra.
5Sakanana: Notsivalanany aho ka tsy afa-nandeha. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12