|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsitoavina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan' ny landy ny raviny.
[1.1] |
| Ohatra |
4 Famelomana ny lava ravina, sy ny tsitoavina, aharo ireo, totoina ny ravina, dia esorina ny faikia ny, dia asiam-panasina ny rano ny, dia ampisotroina ny zaza kely.
[2.48]
|
| Voambolana | 5 Haizavamaniry: hazo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|