|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsitapitapy |
| Fototeny | 2tapitapy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Heno mahalankalana.
5Fiatoatoan' ny rano mitete na zavatra milatsaka fa tsy migororoana na migorodana; fahatongavana na fandalovana amin' ny toerana iray, ka tsy tonga indray mandeha fa ny iray na ny vitsivitsy aloha no mandalo; fiatoana, fampoelana. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 7tapitapy |
| Fivaditsoratra | 8 tsipitapita, 9 tsitapitapy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|