|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tsitakonala
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] Omby ranjanana, avo dia [1.1]

Teny iditra (2/3)4  tsitakonala
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Anaran-kafa ilazana ny fisisika [1.1]

Teny iditra (3/3)7  tsitakonala
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9 [Betsimisaraka] (de tsy : négation ; takona : caché ; et ala : la forêt ; allusion à la grande taille de cet arbre « qui n'est pas caché par la forêt »). Homalium laxiflorum (Tul.) Baill. (Salicaceae). Bon bois. [1.196]
Voambolana  10  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  12 atolantsika, tsitakonala

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04