Teny iditra | tsiron-kodin-kazo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Zava-maisatra alaina avy amin'ny hodin-kazo [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Tanin ou tannin [1.13] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |